website-mega-madagascar

034 11 883 88

+261 34 11 883 88

Ny tolotra rehetra dia maimaimpoana

Mega Madagasikara dia manampy ny Startups izay sahirana ara-bola ka te hahomby, amin'ny alalan'ny fanampiana azy ireo maimaimpoana : tranonkala, fampiantranoana ary tolotra hafa maro maimaim-poana!
Raha toa ka tsara forona sy mahaliana ho an'ny olona ny Startup-nao, raha toa ka manampy an'i Madagasikara hivoatra na manampy ny Malagasy izany dia manoràta anarana ao amin'ny Mega Madagascar Accelerator Program. Izy io dia hanome fahafahana mahafinaritra sy fidirana amin'ireo serivizy ho an'ny asanao mba hampiavoatra ny Startup-nao.

tranonkala-maimaimpoana