website-mega-madagascar

034 67 707 11

+261 34 67 707 11

Fitantanana tambazotra sosialy

Mihoatra ny 95% amin'ny ireo olona mampiasa Internet no manana kaonty Facebook na kaonty amin'ny tambazotra sosialy hafa. Ny fitantanana tsara ny pejinao Facebook no fanalahidin'ny fahombiazana.

  • Bebe kokoa ny Tia sy Mpitsidika ao amin'ny pejy Facebook
  • Fanitsiana sary avo lenta, mandefa sy mizara sary
  • aimaim-poana ny fanatsarana ny sary sy ny video
social media management

FOTOGRAFIA & HORONAN-TSARY

Izay karazana sary sy horonan-tsary: fampakaram-bady, dokam-barotra, sary ary maro hafa

logo-img
logo-img
logo-img
logo-img